Ireto ny cours d'échange antsika androany ao page T'yph Exchange:

Miaka-midina ny "cours de marché" (isan'andro) , hoan'ny Crypto hafa izay tsy stablecoin (oh: TRX,LTC,BTC...) dia miditra ao page ,no manontany cours akotran'ny USDT/USD/USDC.