Misy karazany roa(02) ny fomba hanakalozanao CRYPTOS (hividy na hivarotra):
Misy karazany roa(02) ny fomba hanakalozanao CRYPTOS (hividy na hivarotra):
Ny voalohany dia ao @io page io ihany ianao raha hanao DEPOT na RETRAIT Cryptos ho ARIARY . Rehefa anaty portefeuille ny volanao dia miditra ao amin`io lien io fotsiny ianao. Dia tonga any MOBILE MONEY anao ny vola.
DEPOT - RETRAIT - SWAP (BUY AND SELL CRYPTOS)
Google Exchange dia hiara-hiasa amin'ny SERVICE D'ÉCHANGE ny T'yph Exchange. Partenaire voalohany ny page, fa kosa mbola RETRAIT P2P ihany mbola disponible ao.
Retrait automatique io, misafidy portefeuille sy montant ataonao retrait fotsiny ianao dia tonga ao Mobile Money anao(Mvola, Airtel & Orange).
Tsy mbola 24h/24 kosa nefa io fa mbola heure mitovy ny ao page ihany.
Tsindrinao fotsiny io lien io ambany io dia tafiditra ianao...
Raha misy olana na mila fanampiana dia midira ao FAQ na CONTACT dia ho valianay ianao . Mankasitraka ary!